Vavaka (Tafita)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fiv:Hivavaka ho anao tononkira.serasera.org aho ry Gasikara
Satria ny ho avinao tiako angarahara
Fa ianao ho sambatra tokoa
Fa ho tahian'ilay Ray tsitoha
Zanahary oh! Tahio ny taninay
F'efa nankininay taminao io hatrizay
Ka ho feno ny hasambarana ny ho avinay rahatr'izay
Ka ho sambatra tokoa 'lay Tanindrazanay
ka mba tahio
fiv:............
Tompo lotwfu oh! be indrafo Ianao
Mba mangata-pamelana ireto vahoaka Anao
Noho ny fitiavan-tenanay sy fiatsarambelatsihy
Ka ho avotra tokoa ity Tanindrazanay ity
Gasikara oh! aza manahy ianao
Fa mbola ho avy ilay maraina vaovao
Andriamanitra mahery tsy amela anao ho irery
Fa itzalsmy hitantana anao hatrany lfyb mba tsy ho very
fiv:.............

--------
Link: