Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho mpandresy ianao (Tafik'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(L) Mandalo ady sarotra tokoa
ldgizwa Ka mila ho kivy sy reraka ny fo
Mivavaha ianao avy eo dia mitsikia
Tsy irery ianao fa eo Jesoa Kristy
(V) Mandalo ady sarotra tokoa
tononkira.serasera.org Ka mila ho kivy sy reraka ny fo
Mivavaha ianao avy eo dia mitsikia
Tsy irery ianao fa eo Jesoa Kristy
(Duo)
Ref. Bis
Tsy hiady irery ianao raha miaraka aminy
Tsy andeha irery ianao raha eo anilany
Fa ho mpandresy ianao amin'ny Anaran'i Kristy
Hahazo hery ianao amin'ny alalany.
(V) Mandalo aretina mafy ianao
Ka mila anaraka hatramin'ny ainao
Mivavaha cojg ianao avy eo dia mitrakà
Tsy irery ianao fa eo Andriamanitra
(L) Mandalo aretina mafy ianao
Ka mila anaraka hatramin'ny ainao
Mivavaha ianao avy eo dia mitrakà
rjadaks Tsy irery ianao fa eo Andriamanitra
Ref. Bis
Fa ho mpandresy ianao amin'ny Anaran'i Kristy
Hahazo hery ianao amin'ny alalany.
A/C : Sedra Tafik'i Kristy
ldgizwa Ka mila ho kivy sy reraka ny fo
Mivavaha ianao avy eo dia mitsikia
Tsy irery ianao fa eo Jesoa Kristy
(V) Mandalo ady sarotra tokoa
tononkira.serasera.org Ka mila ho kivy sy reraka ny fo
Mivavaha ianao avy eo dia mitsikia
Tsy irery ianao fa eo Jesoa Kristy
(Duo)
Ref. Bis
Tsy hiady irery ianao raha miaraka aminy
Tsy andeha irery ianao raha eo anilany
Fa ho mpandresy ianao amin'ny Anaran'i Kristy
Hahazo hery ianao amin'ny alalany.
(V) Mandalo aretina mafy ianao
Ka mila anaraka hatramin'ny ainao
Mivavaha cojg ianao avy eo dia mitrakà
Tsy irery ianao fa eo Andriamanitra
(L) Mandalo aretina mafy ianao
Ka mila anaraka hatramin'ny ainao
Mivavaha ianao avy eo dia mitrakà
rjadaks Tsy irery ianao fa eo Andriamanitra
Ref. Bis
Fa ho mpandresy ianao amin'ny Anaran'i Kristy
Hahazo hery ianao amin'ny alalany.
A/C : Sedra Tafik'i Kristy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tafik'i KristyVangy : 1253
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : TafikiKristy
Daty : 04/05/2020 18:45
