Ho mpandresy ianao (Tafik'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(L) Mandalo ady sarotra tokoa
Ka mila ho kivy sy reraka ny fo
Mivavaha ianao avy eo dia mitsikia
Tsy irery ianao fa eo Jesoa Kristy
(V) tononkira.serasera.org Mandalo ady sarotra tokoa
Ka mila ho kivy sy reraka ny fo
Mivavaha ianao avy eo dia suhjnyzx mitsikia
Tsy irery ianao fa eo Jesoa xfnze Kristy
(Duo)
Ref. Bis
Tsy hiady irery ianao raha miaraka aminy
Tsy andeha irery ianao raha eo anilany
Fa ho mpandresy ianao amin'ny Anaran'i Kristy
Hahazo hery ianao amin'ny alalany.
(V) Mandalo aretina mafy ianao
Ka mila anaraka hatramin'ny ainao
Mivavaha ianao avy eo dia mitrakà
Tsy irery ianao fa meizro eo Andriamanitra
(L) Mandalo aretina mafy ianao
Ka mila anaraka hatramin'ny ainao
Mivavaha ianao avy eo dia mitrakà
Tsy irery ianao fa eo Andriamanitra
Ref. Bis
Fa ho mpandresy ianao amin'ny Anaran'i Kristy
Hahazo hery ianao amin'ny alalany.
A/C : Sedra Tafik'i Kristy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tafik'i KristyVisites : 1281
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : TafikiKristy
Date : 04/05/2020 18:45