Feon-dakolosy (TA.FA.MA (Taratry ny Fahazavana Mahazoarivo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve mba renao ny lakolosy
Feon-dakolosy natao ho anao
Mitaona anao hiverina amin'ny Ray
Andao, andao re!
Isan'andininy:
lpxkuhda Meteza ianao izao dia izao
tononkira.serasera.org Mba hiverina amin'ny Ray
Feon-dakolosy izay mitaona anao
Andao, andao re
Fifaliam-be ny ao an-danitra ao
Raha ewkd manaiky ny hiova ianao
Izahay mivavaka ho anao
Amen, Amen rdiwbzvk
Feon-dakolosy natao ho anao
Mitaona anao hiverina amin'ny Ray
Andao, andao re!
Isan'andininy:
lpxkuhda Meteza ianao izao dia izao
tononkira.serasera.org Mba hiverina amin'ny Ray
Feon-dakolosy izay mitaona anao
Andao, andao re
Fifaliam-be ny ao an-danitra ao
Raha ewkd manaiky ny hiova ianao
Izahay mivavaka ho anao
Amen, Amen rdiwbzvk
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TA.FA.MA (Taratry ny Fahazavana Mahazoarivo)Visites : 501
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rindra Hubert
Date : 14/03/2023 19:14
