Feon-dakolosy (TA.FA.MA (Taratry ny Fahazavana Mahazoarivo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zfnxj Moa ve mba renao ny lakolosy
Feon-dakolosy natao ho anao
Mitaona anao hiverina amin'ny Ray
Andao, andao re!
Isan'andininy:
Meteza ianao izao dia izao
tononkira.serasera.org Mba hiverina amin'ny Ray
Feon-dakolosy izay mitaona anao
xhkzxw Andao, andao re
Fifaliam-be ny ao an-danitra ao
Raha qigtz manaiky ny hiova ianao
Izahay mivavaka ho anao
Amen, Amen
Feon-dakolosy natao ho anao
Mitaona anao hiverina amin'ny Ray
Andao, andao re!
Isan'andininy:
Meteza ianao izao dia izao
tononkira.serasera.org Mba hiverina amin'ny Ray
Feon-dakolosy izay mitaona anao
xhkzxw Andao, andao re
Fifaliam-be ny ao an-danitra ao
Raha qigtz manaiky ny hiova ianao
Izahay mivavaka ho anao
Amen, Amen
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TA.FA.MA (Taratry ny Fahazavana Mahazoarivo)Vangy : 552
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rindra Hubert
Daty : 14/03/2023 19:14
