androany (t-vibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
androany aho tsy hihaino
ny feo manodidina ahy
tsy haloam-peo aho , tsy hilaza
tsy hiteny , tsy hanambara
nisafidy hangina
tsy tezitra sanatria
fa iwewkhng toa hoe niangaran'ny vintana
tsy toy ny ireo manodidina
ref:
te hikiaka mafy aho
te hanambara ny tononkira.serasera.org ato am-poko sy ny saiko
tena mba ilaiko...
te lbqbvcwr handre ireo feo aho
ny feon'ireo manodidina ahy
ireo tia ahy...hampahery ahy
androany kosa aho
hitsiky sy ooaw hilalao
fa avelako any ireo izay
mandrebireby ny anaty fanahy
hifaly mangina aho
mijery dia " Lina "
mandinika ireo zava-boahary
tsy manan-tsafidy Fa voahary
ny feo manodidina ahy
tsy haloam-peo aho , tsy hilaza
tsy hiteny , tsy hanambara
nisafidy hangina
tsy tezitra sanatria
fa iwewkhng toa hoe niangaran'ny vintana
tsy toy ny ireo manodidina
ref:
te hikiaka mafy aho
te hanambara ny tononkira.serasera.org ato am-poko sy ny saiko
tena mba ilaiko...
te lbqbvcwr handre ireo feo aho
ny feon'ireo manodidina ahy
ireo tia ahy...hampahery ahy
androany kosa aho
hitsiky sy ooaw hilalao
fa avelako any ireo izay
mandrebireby ny anaty fanahy
hifaly mangina aho
mijery dia " Lina "
mandinika ireo zava-boahary
tsy manan-tsafidy Fa voahary
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : t-vibeVangy : 651
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tahinavibe
Daty : 05/02/2025 18:35
