androany (t-vibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
androany aho tsy hihaino
ny feo manodidina ahy
tsy tononkira.serasera.org haloam-peo aho , tsy hilaza
tsy hiteny , tsy hanambara
nisafidy hangina
tsy tezitra sanatria
fa toa hoe niangaran'ny vintana
tsy toy ny ireo manodidina
ref:
te hikiaka mafy aho
te hanambara ny ato am-poko sy ny saiko
tena mba ilaiko...
te handre ireo feo aho
ny feon'ireo manodidina aaweme ahy
ireo tia ahy...hampahery srkdule ahy
androany kosa aho bomofrof
hitsiky sy hilalao
fa avelako any ireo izay
mandrebireby ny anaty fanahy
hifaly mangina aho
mijery dia " Lina "
mandinika ireo zava-boahary
tsy manan-tsafidy Fa voahary
ny feo manodidina ahy
tsy tononkira.serasera.org haloam-peo aho , tsy hilaza
tsy hiteny , tsy hanambara
nisafidy hangina
tsy tezitra sanatria
fa toa hoe niangaran'ny vintana
tsy toy ny ireo manodidina
ref:
te hikiaka mafy aho
te hanambara ny ato am-poko sy ny saiko
tena mba ilaiko...
te handre ireo feo aho
ny feon'ireo manodidina aaweme ahy
ireo tia ahy...hampahery srkdule ahy
androany kosa aho bomofrof
hitsiky sy hilalao
fa avelako any ireo izay
mandrebireby ny anaty fanahy
hifaly mangina aho
mijery dia " Lina "
mandinika ireo zava-boahary
tsy manan-tsafidy Fa voahary
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : t-vibeHits : 652
Likes : 0 Like
Created by : tahinavibe
Date : 05/02/2025 18:35
