Feno alon-drano (SVM AMBOANEMBA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno alondrano ny fiainana ety.Mampiasa saina tokoa
Mitotototo mankatsy sy ary.Mila ho kivy ny fo.
Mivezivezy mikaroka sy miasa rtaoegb fatratra.Tsy mba miato na mijanona,miala sasatra DC
$2
Nefa na inona re ny manjo.Aza mba sasatra ianao.
Fa mbola ao ilay mpamonjy tsitoha.Mihaino izay mitalaho
Ny entamavesatra omeo azy re! tononkira.serasera.org Aza matahotra intsony.
Miala aminao ny ahiahy be dia be.Ny fiainanao dia ho tony
$1
Eto uqdsbcs amin'ny fiara-monina moa,hiaraha mahita zareo.
Tsy uzuf hay lazaina fa maro tokoa.Ny faharatsiana miseho
Ady fifanejehana re .Tsy mety hifarana
Ireo fifandirana dia marobe . Tsisy hasambarana D$1+$2

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SVM AMBOANEMBAHits : 1184
Likes : 1 Like
Created by : Rantsanaambodiala
Date : 02/06/2018 15:04