Feno alon-drano (SVM AMBOANEMBA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno alondrano ny fiainana ety.Mampiasa saina tokoa
Mitotototo mankatsy sy ary.Mila ho kivy ny fo.
Mivezivezy mikaroka sy miasa fatratra.Tsy mba vtnrhdnf miato na mijanona,miala sasatra DC
$2
Nefa na inona re ny manjo.Aza mba sasatra tononkira.serasera.org ianao.
Fa mbola ao ilay mpamonjy tsitoha.Mihaino izay mitalaho
Ny entamavesatra samlq omeo azy re! Aza matahotra intsony.
Miala aminao ny ahiahy be dia be.Ny fiainanao dia ho tony
$1
Eto amin'ny fiara-monina moa,hiaraha mahita zareo.
Tsy hay lazaina fa maro tokoa.Ny faharatsiana uvck miseho
Ady fifanejehana re .Tsy mety hifarana
Ireo fifandirana dia marobe . Tsisy hasambarana D$1+$2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SVM AMBOANEMBAVisites : 1183
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Rantsanaambodiala
Date : 02/06/2018 15:04