Fisaorana (STKVM Aina Tsarahonenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao izahay ry Ray
Noho ireo soa ‘zay narotsakao ho anay
Na dia tsy mendrika aza aho
Mpanota sy meloka koa
Nefa nomenao asa ry Jeso
Réf: Ianao ‘Lay tsy mba mamaly ny ratsy vitanay
Ianao ‘Lay tena hafa ihany
Ry Andriamanitra Ray
Dia tomany aho atsavwtp ry Jeso raha nandinika
Ny ketunbg fitiavana izay nataonao ahy
Misaotra Anao izahay tononkira.serasera.org ry Ray
Noho ireo soa ‘zay narotsakao ho anay
Na dia tsy mendrika aza aho
Mpanota sy meloka koa
Nefa nomenao soa ry Jeso
Réf: Ianao ‘Lay tsy mba mamaly ny ratsy vitanay
Ianao ‘Lay tena hafa ihany
Ry Andriamanitra Ray
Dia tomany aho ry Jeso raha nandinika
Ny fitiavana izay nataonao ahy gpplebv

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STKVM Aina TsarahonenanaVangy : 1360
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sahaza_Andriamanantsoa
Daty : 21/04/2019 21:56