Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fisaorana (STKVM Aina Tsarahonenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bwkqwk Misaotra Anao izahay ry Ray
Noho tononkira.serasera.org ireo soa ‘zay narotsakao ho anay
Na dia tsy mendrika aza aho
Mpanota sy meloka koa
Nefa nomenao asa ry Jeso
Réf: Ianao ‘Lay tsy mba mamaly ny ratsy vitanay
Ianao ‘Lay sxmp tena hafa ihany
Ry Andriamanitra Ray
Dia tomany aho ry Jeso raha nandinika
Ny fitiavana izay nataonao ahy
Misaotra Anao izahay ry Ray
Noho ireo soa ‘zay narotsakao ho anay
Na dia tsy mendrika aza aho
Mpanota sy meloka koa
Nefa nomenao soa ry Jeso
Réf: fwooc Ianao ‘Lay tsy mba mamaly ny ratsy vitanay
Ianao ‘Lay tena hafa ihany
Ry Andriamanitra Ray
Dia tomany aho ry Jeso raha nandinika
Ny fitiavana izay nataonao ahy
Noho tononkira.serasera.org ireo soa ‘zay narotsakao ho anay
Na dia tsy mendrika aza aho
Mpanota sy meloka koa
Nefa nomenao asa ry Jeso
Réf: Ianao ‘Lay tsy mba mamaly ny ratsy vitanay
Ianao ‘Lay sxmp tena hafa ihany
Ry Andriamanitra Ray
Dia tomany aho ry Jeso raha nandinika
Ny fitiavana izay nataonao ahy
Misaotra Anao izahay ry Ray
Noho ireo soa ‘zay narotsakao ho anay
Na dia tsy mendrika aza aho
Mpanota sy meloka koa
Nefa nomenao soa ry Jeso
Réf: fwooc Ianao ‘Lay tsy mba mamaly ny ratsy vitanay
Ianao ‘Lay tena hafa ihany
Ry Andriamanitra Ray
Dia tomany aho ry Jeso raha nandinika
Ny fitiavana izay nataonao ahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STKVM Aina TsarahonenanaVisites : 1361
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sahaza_Andriamanantsoa
Date : 21/04/2019 21:56
