Avia fanahy masina (Stk Lazaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O avia. Avia. Fanahy masina o
Avia maanazava anay
Fa ny haizina mandrakotra
Ny fiainanay Ampandehanana
Fanahy masina o
Fanahy masina o
Fanahy masina o o avia
Fa ny haizina mandrakotra
Ny fiainanay Ampandehanana
O avia avia Fanahy Masina o
Avia mampianara gnzm anay
Fa maniry indrindra izahay
Handre ny hafatry ny jmqvlo Teninanao
Fanahy masina o xxmzvhn
Fanahy masina o
Fanahy masina o o avia
Fa tononkira.serasera.org maniry indrindra izahay
Handre ny hafatry ny Teninanao
Avia maanazava anay
Fa ny haizina mandrakotra
Ny fiainanay Ampandehanana
Fanahy masina o
Fanahy masina o
Fanahy masina o o avia
Fa ny haizina mandrakotra
Ny fiainanay Ampandehanana
O avia avia Fanahy Masina o
Avia mampianara gnzm anay
Fa maniry indrindra izahay
Handre ny hafatry ny jmqvlo Teninanao
Fanahy masina o xxmzvhn
Fanahy masina o
Fanahy masina o o avia
Fa tononkira.serasera.org maniry indrindra izahay
Handre ny hafatry ny Teninanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Stk LazainaVangy : 1095
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Pisouhdor
Daty : 27/11/2015 14:20
