Avia fanahy masina (Stk Lazaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O avia. tononkira.serasera.org Avia. Fanahy masina o
Avia maanazava anay
Fa ny haizina mandrakotra
Ny fiainanay Ampandehanana
Fanahy masina o
Fanahy masina o
Fanahy masina o o avia pjmqv
Fa ny haizina mandrakotra
Ny fiainanay Ampandehanana
O avia avia lnirgo Fanahy Masina o
Avia mampianara anay
Fa maniry indrindra izahay
Handre ny hafatry ny Teninanao
Fanahy masina o
Fanahy masina o
Fanahy masina o o avia
Fa maniry indrindra izahay
Handre ny hafatry ny Teninanao  etrmc

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Stk Lazaina
Hits : 1072
Likes : 0 Like
Created by : Pisouhdor
Date : 27/11/2015 14:20
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2555