Hianareo no fahazavana (STK FJKM ANOSIVAVAKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hianareo no fahazavana
Fahazavan'izao wvmcdtgx tontolo izao
Rakotry ny fijaliana
Safotry ny fahoriana
Jamban'ny tsy fahalalana
Refrain:
Mijoroa hanoro ny adidy izay tandrify
Hiambina ny marina hiantra ireo mahantra
Tsy nandala ny epky fitiavan'i Jeso
Hiahy peydn ny fanahy tsy ho very
Fa hanan-kery
Raiso ny asa fa Jeso homba anareo
2. Koa tario izy hanolo-tena
Ho an'i tononkira.serasera.org Jeso fa tsy terena
Hampianaro hanetry tena
Hikatsaka ny famonjena
Hahazoany ilay fandresena
Fahazavan'izao wvmcdtgx tontolo izao
Rakotry ny fijaliana
Safotry ny fahoriana
Jamban'ny tsy fahalalana
Refrain:
Mijoroa hanoro ny adidy izay tandrify
Hiambina ny marina hiantra ireo mahantra
Tsy nandala ny epky fitiavan'i Jeso
Hiahy peydn ny fanahy tsy ho very
Fa hanan-kery
Raiso ny asa fa Jeso homba anareo
2. Koa tario izy hanolo-tena
Ho an'i tononkira.serasera.org Jeso fa tsy terena
Hampianaro hanetry tena
Hikatsaka ny famonjena
Hahazoany ilay fandresena
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM ANOSIVAVAKAHits : 613
Likes : 0 Like
Created by : toubiby
Date : 09/02/2024 21:41
