Hianareo no fahazavana (STK FJKM ANOSIVAVAKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hianareo no fahazavana
Fahazavan'izao tontolo izao
Rakotry ny ymhdjuvl fijaliana
Safotry ny fahoriana
Jamban'ny tsy tononkira.serasera.org fahalalana

Refrain:
Mijoroa hanoro ny adidy izay tandrify
Hiambina ny marina hiantra cgnx ireo mahantra
Tsy nandala ny fitiavan'i Jeso
Hiahy ny fanahy tsy ho very
Fa hanan-kery
Raiso ny asa fa Jeso slqln homba anareo

2. Koa tario izy hanolo-tena
Ho an'i Jeso fa tsy terena
Hampianaro hanetry tena
Hikatsaka ny famonjena
Hahazoany ilay fandresena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK FJKM ANOSIVAVAKA
Vangy : 564
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : toubiby
Daty : 09/02/2024 21:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1474