Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mila Anao (STK FJKM Ambatolampy Antehiroka Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray o! miantso Anao aho
Mitady Anao ny fanahiko
Ray o! indro mitalaho
Tena mila Anao Andriamanitro
Mitady ho ixihex reraka aho, ysgxfjj mitady ho kivy koa
Mila ny herinao indray hampahery ahy
Mba te hipetraka aho, ppzs tsy hanana ahiahy
Miantso Anao indray aho Ray.
Ianao no Andriamanitro
Mba manana tononkira.serasera.org an'iza moa aho hitarainako
Mandalo ny ady, mitady ho reraka aho
Fa mamely mafy ny onja
Te hifaoka te hitondra
Ray o! Mila Anao aho.
Mitady Anao ny fanahiko
Ray o! indro mitalaho
Tena mila Anao Andriamanitro
Mitady ho ixihex reraka aho, ysgxfjj mitady ho kivy koa
Mila ny herinao indray hampahery ahy
Mba te hipetraka aho, ppzs tsy hanana ahiahy
Miantso Anao indray aho Ray.
Ianao no Andriamanitro
Mba manana tononkira.serasera.org an'iza moa aho hitarainako
Mandalo ny ady, mitady ho reraka aho
Fa mamely mafy ny onja
Te hifaoka te hitondra
Ray o! Mila Anao aho.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatolampy Antehiroka FitiavanaVangy : 430
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MbolaFitiavana
Daty : 25/06/2025 14:16
