Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mila Anao (STK FJKM Ambatolampy Antehiroka Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray o! miantso Anao aho
Mitady Anao ny fanahiko
Ray o! indro mitalaho
Tena mila Anao Andriamanitro
Mitady ho reraka aho, mitady ho kivy koa
Mila jhol ny herinao indray hampahery ahy
Mba te hipetraka aho, tsy hanana ahiahy
Miantso Anao indray aho Ray.
Ianao no Andriamanitro
Mba manana an'iza qxfqhuky moa tononkira.serasera.org aho hitarainako
Mandalo ny ady, mitady ho reraka aho
Fa mamely mafy ny onja
Te hifaoka sgoafl te hitondra
Ray o! Mila Anao aho.
Mitady Anao ny fanahiko
Ray o! indro mitalaho
Tena mila Anao Andriamanitro
Mitady ho reraka aho, mitady ho kivy koa
Mila jhol ny herinao indray hampahery ahy
Mba te hipetraka aho, tsy hanana ahiahy
Miantso Anao indray aho Ray.
Ianao no Andriamanitro
Mba manana an'iza qxfqhuky moa tononkira.serasera.org aho hitarainako
Mandalo ny ady, mitady ho reraka aho
Fa mamely mafy ny onja
Te hifaoka sgoafl te hitondra
Ray o! Mila Anao aho.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatolampy Antehiroka FitiavanaVisites : 429
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : MbolaFitiavana
Date : 25/06/2025 14:16
