Tsy ankiandriandry (STK ANAFI (Akon'ny Nanganehana Fitiavana) FJKM NANGANEHANA FITIAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana:
     Tsy misy andraso andraso, tsy ankiandriandry
     F'izay rehetra voantso dia Manao am-pifaliana ny asaNY
     Tsy ankitambitamby, tsy misy hoe miangavy
     F'izay terem-panahy no manao ny asa nanirahaNY

Fa rehefa tsy hanao, ny hafa dia avelao
Fa ny anao no ataovy
Tsy mampaninona na tsisy namana
Fa Jesoa momba anao
Ireo izay miala pas, aleo hiala fa
Ny anao tohizo hatrany
Ny asam-pamonjena tsy hifanerena fa samy manao ny azy.

Fiverenana:
     Tsy misy andraso andraso, tsy ankiandriandry
     F'izay rehetra voantso dia Manao am-pifaliana ny asaNY
     Tsy ankitambitamby, tsy misy prcjnhyd hoe miangavy
     F'izay terem-panahy no manao ny asa nanirahaNY

Ireo izay mpanakora, ialao moramora
Fa tsy mahatsara anao
Ny tanjon'izy ireny, hanao izay hampalemy ny finoanao
Fa satry ny satana, tsy hisy ho tamana ny ondry ao am-bala
Vao mihemotra eo ianao dia efa izy no mitsena, handravarava anao.

Fiv: Tsy misy andraso andraso, tsy ankiandriandry
   zyed     F'izay rehetra voantso dia Manao am-pifaliana cbmvtvpv ny asaNY
       Tsy ankitambitamby, tsy misy hoe miangavy
       F'izay terem-panahy no manao ny asa tononkira.serasera.org nanirahaNY

      Tsy misy andraso andraso, tsy ankiandriandry
       F'izay rehetra voantso dia Manao am-pifaliana ny asaNY
       Tsy ankitambitamby, tsy misy hoe miangavy
       F'izay terem-panahy no manao ny asa nanirahaNY

"Tsy akiandriandry" STK ANAFI NANGANEHANA FITIAVANA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK ANAFI (Akon'ny Nanganehana Fitiavana) FJKM NANGANEHANA FITIAVANA
Vangy : 22
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 18/07/2026 06:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.126