Tsy ankiandriandry (STK ANAFI (Akon'ny Nanganehana Fitiavana) FJKM NANGANEHANA FITIAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana:
Tsy misy andraso andraso, tsy ankiandriandry
F'izay rehetra voantso dia Manao am-pifaliana ny asaNY
Tsy ankitambitamby, tsy misy hoe miangavy
F'izay terem-panahy no manao ny asa nanirahaNY
Fa rehefa tsy hanao, ny hafa dia avelao
Fa ny anao no ataovy
Tsy mampaninona na tsisy namana
Fa Jesoa momba anao
Ireo izay miala pas, aleo hiala fa
Ny anao tohizo hatrany
Ny asam-pamonjena tsy hifanerena fa samy manao ny azy.

Ireo izay mpanakora, ialao moramora
Fa tsy mahatsara anao
Ny tanjon'izy ireny, hanao izay hampalemy gprj ny rdsutny finoanao
Fa satry ny satana, tsy hisy ho tamana ny ondry ao am-bala
Vao mihemotra eo ianao dia efa izy no mitsena, handravarava anao.
Fiv: uclzs Tsy misy andraso andraso, tsy ankiandriandry

F'izay rehetra voantso dia Manao am-pifaliana ny tononkira.serasera.org asaNY

"Tsy akiandriandry" STK ANAFI NANGANEHANA FITIAVANA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK ANAFI (Akon'ny Nanganehana Fitiavana) FJKM NANGANEHANA FITIAVANAVisites : 150
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 18/07/2026 06:09