Holy raho (STK AFAA FJKM Anosy Avaratra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Holy an-tana raho fa morimoritse aho baba
Holy hpnm an-tana raho fa fijalia ty atoy e!
Feregneso raho e!!!rambeso aho iwgs Jesosy e!!!
Holy an-tanà raho inany izao e!!!
Ty fahota hamaroandraha lay baba,
Le engako iaby tsy misy sasy laha ndra raiky e!!!
manina aho etoy e!!!sarombao aho Iaba
Holy an-tanà raho inany izao
Refrain:
Jesosy be fisaora bevata ho anao lay mpanafake
Ny hateanao mahasambatse
Lomay raho inany izao,lomay raho fa tononkira.serasera.org holy an tranonao

misinisiny ztud misinisiny naiko e!!!
Haravoa tsy takats’ity saiko e!!!

AC : Herijaona RABEHARIVELO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK AFAA FJKM Anosy Avaratra
Vangy : 1767
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dadatoa.rabary
Daty : 17/12/2018 21:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0359