Satria ve? (STK AFAA FJKM Anosy Avaratra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satria ve tsy valiana vetivety ny ratsy atao
Dia manaram-po tokoa ianao
Toy ny banga mihomehy amin’ny alina
Dia hoe tsy misy mahita anao
Kanefa izao no tadidio ra rehefa ho avy ny andron’ny fitsarana
Dia hijaly avokoa ireo mpanao ny ratsy
Satria sakaizam-pahotana
Aza variana amin’ny adalana
Aza sondriana amin’ny fahotana
Mibebaha amin’ny tomponao
Mifonà, fa Izy dia vonona handray anao eh !
Satria ve efa hananao daholo ny harena, yqhfztee voninahitra ary koa ny laza
Dia mirehareha tia tena, miavona, mahajery voamason-jaza
Mora amin’ny rameva tokoa ny hiditra amin’ny vodim-panjaitra
Noho ny hidiran’ny mpankarena any an-danitra
Satria nampigoka ny mafaitra
Koa tsarovy fa tsy hahatondra anao
Raha hiala ety an-tany
Ny harena ho simban’ny kalalao
Koa mihevera, fa sao dia hanenia sy hitomany eh !
Satria dqya ve mbola tanora ianao dia mankafy ny fiainan’izao tontolo izao
Ka dia handevozin’i satana, baikony, asainy manao ny tsy fanao
Dia faly ery amin’izay manimba tena, tsy mba maontina fa toy ireny adala ireny
Mifopoka sy misotrosotro, avy eo teny maloto no ambeti-teny
Ry tanora tsarovy fa ny hatanorana
Dia mandalo sy miserana ihany
Atolory ny Tompo ny tenanao
Fa Izy dia aievg vonona handray tononkira.serasera.org anao eeeh !
A/C : Herijaona Rabeharivelo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK AFAA FJKM Anosy AvaratraVangy : 629
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dadatoa.rabary
Daty : 16/06/2023 08:18