Ampidiro aloha ny tenimiafina
omeo voninahitra (Sol'dah of JESUS)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ny midera sy mankalaza an’i Jesoa lmyu ocakd Noho ny halehiben’ny fitiavany tononkira.serasera.org Nisoloany ny helontsika rehetra nmocpkin Teo ambony hazo fijaliana
Omeo voninahitra e! Fa tsara Andriamanitra e!
Izy no antony hiavian’izao rehetra izao Ka isaorana indrindra ny anarany Feno ny fahatsarany isika rehetra Ka deraina ny anarany
--------
Rohy:
Hevitra
frre-dolin
(
11/10/2017 21:09)
tsara be ilay tonokira fa probleme kely dia zah tsy mahay ilay hira!
havoberesaka
(
16/10/2017 05:26)
salama!! mora hay io hira io ka
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sol'dah of JESUSVangy : 1874
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : havoberesaka
Daty : 09/10/2017 06:12
