Ampidiro aloha ny tenimiafina
omeo voninahitra (Sol'dah of JESUS)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ny midera sy mankalaza an’i Jesoa Noho ny halehiben’ny fitiavany Nisoloany ny helontsika rehetra tononkira.serasera.org Teo ambony hazo fijaliana
Omeo voninahitra e! hympo Fa tsara Andriamanitra e!
Izy no antony hiavian’izao rehetra izao Ka isaorana indrindra ny anarany Feno ny fahatsarany isika rehetra ivppf kyrbcp Ka deraina ny anarany
--------
Link:
Comments
frre-dolin
(
11/10/2017 21:09)
tsara be ilay tonokira fa probleme kely dia zah tsy mahay ilay hira!
havoberesaka
(
16/10/2017 05:26)
salama!! mora hay io hira io ka
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Sol'dah of JESUSHits : 1873
Likes : 0 Like
Created by : havoberesaka
Date : 09/10/2017 06:12
