Izaho sy ny ankohonako (SLK ankadivoribe famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra ô! isaorako ny anaranao Fa tsaroako tokoa sady tsapako ato am-po Fa famindram-ponao no ivelomako Andriamanitra ô! Raiko malala Fa fahasoavanao no maha toy izao ahy
Refrain: Raha tononkira.serasera.org mandinika ireo andro lasa Toa tendro-molotra fotsiny ihany Fombafomban’ny tany, dia toy izany hatrany No nanompoko Anao Ray ô! Ka menatra aho raha toa Mbola mamonjy ahy waenfmq Ianao Fa ankehitriny, zahay tdvvicb sy ny ankohonako Dia manolo-tena hanompo Anao Jehovah Ray
2. Andriamanira ô! izany hafaliako Fahitako ny làlan-tsara, làla-marina, mazava Fa ny aizin-kitroka hisava Fa fiainam-baovao rjveuz no omenao ahy Andriamanitra ô! Raiko malala Ny fahasoavanao no maha to izao ahy
Refrain:....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK ankadivoribe famonjenaVangy : 1140
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Brad123
Daty : 26/01/2020 15:29