Izaho sy ny ankohonako (SLK ankadivoribe famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra ô! isaorako ny anaranao Fa tsaroako tokoa sady tsapako ato am-po Fa famindram-ponao no ivelomako Andriamanitra ô! Raiko malala Fa fahasoavanao no maha bavayho toy izao ahy
Refrain: Raha mandinika ireo andro lasa Toa tendro-molotra fotsiny ihany Fombafomban’ny tany, dia toy izany tirs hatrany No nanompoko Anao Ray ô! Ka yebgvjd menatra aho raha toa Mbola mamonjy ahy Ianao Fa ankehitriny, zahay sy ny ankohonako Dia manolo-tena hanompo Anao Jehovah Ray tononkira.serasera.org
2. Andriamanira ô! izany hafaliako Fahitako ny làlan-tsara, làla-marina, mazava Fa ny aizin-kitroka hisava Fa fiainam-baovao no omenao ahy Andriamanitra ô! Raiko malala Ny fahasoavanao no maha to izao ahy
Refrain:....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK ankadivoribe famonjenaVisites : 1139
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Brad123
Date : 26/01/2020 15:29