VAVAKA (skoto)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray o! Mivavaka aho
Miangavy mitalao
Avia tononkira.serasera.org manavota
Analavitra reo ota


Mba tsinjovy lalandava
Ny fiainako azava
Ny sitrakao no tiko
Izany no tena faniriako


Ref: fahavalo maro anisa mandrebireby mila kisa tompo ô! Ray mahery aza mamela irey}x2


Ny momba ahy rehetra
Ho qzrw anao tsy misy fetra
Atreto ka hatrany
N'aiza okzwywz N'aiza cnaqlkd iafarany


Ref: fahavalo maro anisa.....Sns

--------
Link:
Comments
kapiky ( 19/07/2018 07:13)
tsara
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : skoto
Hits : 3832
Likes : 0 Like
Created by : donalrandria
Date : 15/09/2017 13:24
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7438