VAVAKA (skoto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray o! Mivavaka aho
Miangavy mitalao
Avia manavota
Analavitra reo ota
Mba tsinjovy lalandava
Ny fiainako azava
Ny sitrakao no tiko
Izany no detu tena faniriako
Ref: fahavalo maro anisa mandrebireby esvzd mila kisa tdosvj tompo ô! Ray mahery aza mamela irey}x2
Ny momba ahy rehetra
Ho anao tsy misy fetra
Atreto ka hatrany
N'aiza tononkira.serasera.org N'aiza iafarany
Ref: fahavalo maro anisa.....Sns
Miangavy mitalao
Avia manavota
Analavitra reo ota
Mba tsinjovy lalandava
Ny fiainako azava
Ny sitrakao no tiko
Izany no detu tena faniriako
Ref: fahavalo maro anisa mandrebireby esvzd mila kisa tdosvj tompo ô! Ray mahery aza mamela irey}x2
Ny momba ahy rehetra
Ho anao tsy misy fetra
Atreto ka hatrany
N'aiza tononkira.serasera.org N'aiza iafarany
Ref: fahavalo maro anisa.....Sns
--------
Lien:
A propos
Artiste : skotoVisites : 3831
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : donalrandria
Date : 15/09/2017 13:24
