Tanoran'i Jesoa (Tanoran'ny Faritra Mahamasina Atsimo (TFMA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qgngkguj 1-Tanora izahay Jesoa,
Mivondrona ho iray
Miasa ho anao tokoa
N'aiza misy anay
Ny androm-piainanay rehetra
Isaoranay ufxl anao
Fahasoavanao tsy misy kwdo fetra
No naha toy izao
Refrain:
Akarinay ny feo, ry Tompo be fitia!
Tsy hitsahatra ny hidera anao
Mandrakizay doria
Jesoa! Jesoa!
Ny tanoranao
Mihira! miantsa! ny anaranao
2- Koa indreto mitalaho
Mangataka aminao
Mba hitombo hatrany hatrany
Ny fitiavanay
Mahatoky aryizahay
Fa tononkira.serasera.org mbola eo Ianao
'Lay Mpitantana hatrizay
Hamelona fanahy
Sitrakiniavo RANDRIANARISOA
Mivondrona ho iray
Miasa ho anao tokoa
N'aiza misy anay
Ny androm-piainanay rehetra
Isaoranay ufxl anao
Fahasoavanao tsy misy kwdo fetra
No naha toy izao
Refrain:
Akarinay ny feo, ry Tompo be fitia!
Tsy hitsahatra ny hidera anao
Mandrakizay doria
Jesoa! Jesoa!
Ny tanoranao
Mihira! miantsa! ny anaranao
2- Koa indreto mitalaho
Mangataka aminao
Mba hitombo hatrany hatrany
Ny fitiavanay
Mahatoky aryizahay
Fa tononkira.serasera.org mbola eo Ianao
'Lay Mpitantana hatrizay
Hamelona fanahy
Sitrakiniavo RANDRIANARISOA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanoran'ny Faritra Mahamasina Atsimo (TFMA)Visites : 1391
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : sitrakiniavorandrianarisoa
Date : 14/08/2018 08:39
