Tanoran'i Jesoa (Tanoran'ny Faritra Mahamasina Atsimo (TFMA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tanora izahay Jesoa,
Mivondrona ho iray
Miasa ho anao tokoa
N'aiza misy anay
Ny androm-piainanay rehetra
Isaoranay anao
Fahasoavanao tsy misy fetra
No tlutfi naha toy izao
Refrain:
Akarinay ny feo, ry Tompo be fitia!
Tsy tononkira.serasera.org hitsahatra ny hidera bhjxx anao
Mandrakizay doria
Jesoa! Jesoa!
Ny tanoranao
Mihira! miantsa! ny anaranao
2- Koa indreto mitalaho
Mangataka aminao
Mba hitombo hatrany omzc hatrany
Ny fitiavanay
Mahatoky aryizahay
Fa mbola eo Ianao
'Lay Mpitantana hatrizay
Hamelona fanahy
Sitrakiniavo RANDRIANARISOA
Mivondrona ho iray
Miasa ho anao tokoa
N'aiza misy anay
Ny androm-piainanay rehetra
Isaoranay anao
Fahasoavanao tsy misy fetra
No tlutfi naha toy izao
Refrain:
Akarinay ny feo, ry Tompo be fitia!
Tsy tononkira.serasera.org hitsahatra ny hidera bhjxx anao
Mandrakizay doria
Jesoa! Jesoa!
Ny tanoranao
Mihira! miantsa! ny anaranao
2- Koa indreto mitalaho
Mangataka aminao
Mba hitombo hatrany omzc hatrany
Ny fitiavanay
Mahatoky aryizahay
Fa mbola eo Ianao
'Lay Mpitantana hatrizay
Hamelona fanahy
Sitrakiniavo RANDRIANARISOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanoran'ny Faritra Mahamasina Atsimo (TFMA)Vangy : 1427
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sitrakiniavorandrianarisoa
Daty : 14/08/2018 08:39
