Mino izahay ry Tompo (Simone RAZAKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso ny anaranao aho ry Tompo ô
Mitalaho aminao ho an'ny havanay
Ianao no nanome, Ianao no nandray
Mino izahay ry Tompo ô, mino izahay.
Andriamanitra ô be indrafo
Henoinao ny vavakay, henoinao ny vavakay
Nidina tety an-tany Ianao ry Tompo ô
fkrrlmo Tonga mba hanavotra, hamonjy anay
Mino ary izahay ny hitoetra anilanao
Mino izahay ry Tompo ô, mino izahay.
Mandalo foana ety an-tany
Fa mbola hihaona an-danitra any
Mino ny fitiavanao aho ry Tompo tononkira.serasera.org ô
Ny hatsaram-ponao no izoranay
xdvjl Mino ary izahay ny hitoetra anilanao
Mino izahay ry Tompo ô, mino izahay.
N.B: Ity hira ity dia noforonin'i Simone RAZAKA ho fahatsiarovana ny nahafatesan'ny zanany lahy Gérard RAZAKA.
alzu

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Simone RAZAKAHits : 2149
Likes : 0 Like
Created by : BrunoPAYET
Date : 20/07/2014 08:24