Hidera Azy (Shanwlia Arienael)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E! Andao hidera
Hanandratra ilay feo
Fa Jesoa no Tompo namonjy anao tamin'ny helo
E! Andao hidera
Hanandratra ilay feo
Fa Jesoa no Tompo namonjy etoyvipl anao tamin'ny helo
Ndeha ilaza oe:
Jesoa Ianao tononkira.serasera.org no tiako
Ilay iriko
Satria Ianao ilay namonjy ahy
Jesoa Ianao no tiako
Mba faniriko
Ny hitoetra atrany eo anilanao
E! Andao hidera
Hanandratra ilay feo
Fa Jesoa no Tompo namonjy anao tamin'ny kyrjma helo
E! Andao hidera
Hanandratra ilay feo
Fa vtkyinvt Jesoa no Tompo namonjy anao tamin'ny helo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Shanwlia ArienaelVangy : 1981
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : shawnlia
Daty : 14/12/2012 15:25