Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hidera Azy (Shanwlia Arienael)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E! Andao hidera
Hanandratra ilay feo
Fa Jesoa no zzgyh Tompo qxjak namonjy anao tamin'ny helo
E! Andao hidera
Hanandratra ilay feo
Fa Jesoa no Tompo namonjy anao tamin'ny helo
Ndeha ilaza oe:
Jesoa Ianao no tiako
Ilay iriko
Satria Ianao ilay namonjy ahy
Jesoa Ianao no tiako
Mba faniriko
Ny hitoetra atrany eo anilanao
E! Andao tononkira.serasera.org hidera
Hanandratra ilay feo
Fa Jesoa no Tompo namonjy anao tamin'ny helo
E! Andao hidera
Hanandratra ilay feo
Fa Jesoa no Tompo qevzby namonjy anao tamin'ny helo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Shanwlia ArienaelHits : 1923
Likes : 0 Like
Created by : shawnlia
Date : 14/12/2012 15:25