Mivavaha dia mandohalia (Sesely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana hoy ianao, zskmpgzm no maizina antoandro
Io fiainanao io, iainanao isan'andro
Misy ny ratsy, dia misy koa ny tsara
Manaova ny tsara, ho an'ny zanaka amam-para.
Oay, oay, oay, oay
F'angaha dia tsy hitan-dry
Ny havanana sy havia
Oay, oay, oay, oay
F'angaha tsy tsapan-dry
JESOA KRISTY (zanak'i Maria).
Fandalovana anie, ity tanintsika ity.
Rendrarendranao io, sqrgi ajanony akia, chérie a.
Fandalovana anie, ity tanintsika ity
Mivavaha ianao, mivavaha dia mandohalia
Fa misy ny ratsy dia misy koa ny tsara
Dia manaova ny tsara ho an'ny tononkira.serasera.org zanaka amam-para. tuvbsn
Tonony sy feony : SESELY
Io fiainanao io, iainanao isan'andro
Misy ny ratsy, dia misy koa ny tsara
Manaova ny tsara, ho an'ny zanaka amam-para.
Oay, oay, oay, oay
F'angaha dia tsy hitan-dry
Ny havanana sy havia
Oay, oay, oay, oay
F'angaha tsy tsapan-dry
JESOA KRISTY (zanak'i Maria).
Fandalovana anie, ity tanintsika ity.
Rendrarendranao io, sqrgi ajanony akia, chérie a.
Fandalovana anie, ity tanintsika ity
Mivavaha ianao, mivavaha dia mandohalia
Fa misy ny ratsy dia misy koa ny tsara
Dia manaova ny tsara ho an'ny tononkira.serasera.org zanaka amam-para. tuvbsn
Tonony sy feony : SESELY
--------
Rohy:
