Mivavaha dia mandohalia (Sesely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
glazjtv Nahoana hoy ianao, no maizina antoandro
Io fiainanao io, iainanao isan'andro
Misy ny tononkira.serasera.org ratsy, dia misy koa ny tsara
Manaova ny tsara, ho an'ny zanaka amam-para.

Oay, oay, oay, oay
F'angaha jweph dia tsy hitan-dry
Ny havanana sy havia
Oay, oay, oay, oay
F'angaha tsy tsapan-dry
JESOA KRISTY (zanak'i Maria).

Fandalovana anie, ity tanintsika ity.
Rendrarendranao io, ajanony akia, chérie a.
Fandalovana anie, rhziw ity tanintsika ity
Mivavaha ianao, mivavaha dia mandohalia
Fa misy ny ratsy dia misy koa ny tsara
Dia manaova ny tsara ho an'ny zanaka amam-para.


Tonony sy feony : SESELY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Sesely
Visites : 1772
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 26/07/2015 21:03
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0955