Ampidiro aloha ny tenimiafina
IO VAVAKA IO (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Io vavaka io no ianj tena zava-dehibe
Famahana ny olana n’aiza n’aiza aleha
Raha sendra fahoriana, tononkira.serasera.org na ireo fifaliana
Dia io vavaka io anie no ampiasao
Fa io vavaka io anie raha vokatry ny fo
Dia ho valian’ny Ray tokoa raha toa ka mahasoa
Io vavaka io no tena zava-dehibe
Famahana ny olana n’aiza n’aiza aleha
Raha sendra hakiviana na ireo fitsikiana
Dia io vavaka io anie no ampiasao
Io vavaka io no tena nyaiilg zava-dehibe
Famahana fsdn ny olana n’inon’inona atao
Raha sendra fitsapana na ireo ady sarotra
Dia io vavaka io anie no ampiasao
Fa io vavaka io anie raha vokatry ny fo
Dia ho valian’ny Ray tokoa raha toa ka mahasoa
Io vavaka io no tena zava-dehibe
Famahana ny olana n’inon’inona atao
Raha sendra ireo ratsy na ireo fahasoavana
Dia io vavaka io anie no ampiasao
A.Hery RAZANAKOTO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVangy : 1256
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : belouhrazan
Daty : 14/03/2018 12:16