INAY (SDF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanora ankizy
Someby’zay tsisy
Fa tsindrin-daona ywnvj
Miandry fotoana uwwghs
Njay re fa nidona
Mivatravatra
Tsiky sy hehy
Zay ny korana
Masoandro mody
Lany hafanana
Nefa ny tena
Vao mainka mafana
Njao miraondraona
Zava-maneno
Manasa anao idrerh
Hande’hikorana


De: tononkira.serasera.org http://www.silo-sdf.com

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SDF
Hits : 5188
Likes : 0 Like
Created by : Hasimbola
Date : 23/04/2003 15:23
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0261