Miràna (Sanda Mozika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bvmxxvo Miràna
Tsy ny fiainandasanao
No itomaniana
Hanakana izay atao
Hampitombo fahoriana
Ref : Ho anao izay toa sorena , fsyj malodava koa
Ary trotraka tononkira.serasera.org ny tena
Mijaly ao am-po
Aza mitanondridava
Fa atrehonao ny ady
Ny haizina hisava
Ary hitanao sahady
Ilay maraina vao
Hitondra tsiky Ho anao
Fa izao fiainana izao
Malahelo mitomany
Ka ireo nokinasanao
Tanteraho hanala izany
A/C: Tiana Andrianaina
Arr: Sanda yhzz Mozika
Tsy ny fiainandasanao
No itomaniana
Hanakana izay atao
Hampitombo fahoriana
Ref : Ho anao izay toa sorena , fsyj malodava koa
Ary trotraka tononkira.serasera.org ny tena
Mijaly ao am-po
Aza mitanondridava
Fa atrehonao ny ady
Ny haizina hisava
Ary hitanao sahady
Ilay maraina vao
Hitondra tsiky Ho anao
Fa izao fiainana izao
Malahelo mitomany
Ka ireo nokinasanao
Tanteraho hanala izany
A/C: Tiana Andrianaina
Arr: Sanda yhzz Mozika
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sanda MozikaVangy : 560
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Famenontsoa31
Daty : 27/08/2024 13:26
