Miràna (Sanda Mozika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miràna
Tsy ny fiainandasanao
No tononkira.serasera.org itomaniana
Hanakana izay atao
Hampitombo fahoriana
Ref : obdei Ho anao izay toa sorena , malodava koa
Ary trotraka ny tena
Mijaly oeods ao am-po
Aza mitanondridava
Fa atrehonao ny ady
Ny haizina hisava
Ary hitanao sahady
Ilay maraina vao
Hitondra tsiky Ho anao
Fa chjmkihu izao fiainana izao
Malahelo mitomany
Ka ireo nokinasanao
Tanteraho hanala izany
A/C: Tiana Andrianaina
Arr: Sanda Mozika
Tsy ny fiainandasanao
No tononkira.serasera.org itomaniana
Hanakana izay atao
Hampitombo fahoriana
Ref : obdei Ho anao izay toa sorena , malodava koa
Ary trotraka ny tena
Mijaly oeods ao am-po
Aza mitanondridava
Fa atrehonao ny ady
Ny haizina hisava
Ary hitanao sahady
Ilay maraina vao
Hitondra tsiky Ho anao
Fa chjmkihu izao fiainana izao
Malahelo mitomany
Ka ireo nokinasanao
Tanteraho hanala izany
A/C: Tiana Andrianaina
Arr: Sanda Mozika
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Sanda MozikaHits : 536
Likes : 0 Like
Created by : Famenontsoa31
Date : 27/08/2024 13:26
