VONONA HATRANY (SAMPATI FJKM Ambatolampy Antehiroka Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vonona hatrany namako ô
Mba ho mpanompo mahafatra-po
Ny Tompo no manainga anao
Mba ho tara-pahazavana mahasoa
ref: Fa loharano vao, sy fahazavana
ygmtfi ganeeuf No indro omen'ny Tompo ho rokinao
Izany namako ô dia azo antoka
Hanampy hahalavorary isay atao
Na MPANAZAVA na LOVITAO
Na MAITSO na MENA na MAVO ianao
Na VORONKELY tononkira.serasera.org na cyrr TILY koa
Dia SAMPATI io no ijoroako
A/C: Myriam RAZAFINTSEHENO
Mba ho mpanompo mahafatra-po
Ny Tompo no manainga anao
Mba ho tara-pahazavana mahasoa
ref: Fa loharano vao, sy fahazavana
ygmtfi ganeeuf No indro omen'ny Tompo ho rokinao
Izany namako ô dia azo antoka
Hanampy hahalavorary isay atao
Na MPANAZAVA na LOVITAO
Na MAITSO na MENA na MAVO ianao
Na VORONKELY tononkira.serasera.org na cyrr TILY koa
Dia SAMPATI io no ijoroako
A/C: Myriam RAZAFINTSEHENO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMPATI FJKM Ambatolampy Antehiroka FitiavanaVangy : 1256
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : radanielisonjeanfreddy
Daty : 07/03/2020 22:29
