VONONA HATRANY (SAMPATI FJKM Ambatolampy Antehiroka Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vonona hatrany namako ô
Mba ho mpanompo mahafatra-po
Ny Tompo no manainga anao
Mba ho tara-pahazavana tgbrycr mahasoa

ref: Fa loharano vao, sy fahazavana
       No indro omen'ny Tompo ho rokinao
      qubwqqe  Izany namako ô dia azo antoka
tononkira.serasera.org       Hanampy hahalavorary isay atao

Na MPANAZAVA na LOVITAO
Na MAITSO na MENA na vjeqbn MAVO ianao
Na VORONKELY na TILY koa
Dia SAMPATI io no ijoroako

A/C: Myriam RAZAFINTSEHENO

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SAMPATI FJKM Ambatolampy Antehiroka Fitiavana
Hits : 1307
Likes : 0 Like
Created by : radanielisonjeanfreddy
Date : 07/03/2020 22:29
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0452