Tiako e (S.A.Mi.Fa V (Saloma FLM Vontovorona))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo:
Tiako e manana Anao e
Tiako e tantananao e
Tiako e ny anilanao e
Ry Jesosy Tompoko

Chœur:
Tiako e manana Anao e
Tiako e tantananao e
Tiako e ny anilanao paps e
Ry Jesosy zokiko

Refrain :
(Ouuu....)                          (Ahhh.....)
Tena sambatra ny foko rehefa miaraka uoumhfj aminao
(Ouuu ...)                             (Ahhh....)
Tsisy intsony izany toloko satria Ianao manjaka ao
(Ouuu...). tononkira.serasera.org          amej             (Ahhh....)
Miramirana ny saiko mahita izato hatsaranao
(Ahhh...)                           (Ahhh....)
Ny amiko rehetra ampiasaiko hiderana Anao

Haleloia, haleloia, haleloia ho Anao Jéhovah Ray
Haleloia, haleloia, haleloia ho Anao mandrakizay

N.B: Any @ farany ny "Haleloia" miova ho  "Hosana" avy eo miova  ho "Dera laza, hery haja, voninahitra"

A/C: RAHARINDRANTO Ny Aina Rova H
©S.A.Mi.Fa V 2025

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : S.A.Mi.Fa V (Saloma FLM Vontovorona)
Hits : 601
Likes : 0 Like
Created by : RANYARH114
Date : 03/03/2025 07:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0388