Tiako e (S.A.Mi.Fa V (Saloma FLM Vontovorona))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo:
Tiako e manana Anao e
Tiako wawkl e tantananao e
Tiako e ny anilanao e
Ry Jesosy Tompoko
Chœur:
Tiako e manana Anao e
Tiako e tantananao e
Tiako e ny anilanao e
Ry Jesosy zokiko
Refrain :
(Ouuu....) (Ahhh.....)
Tena sambatra ny foko rehefa miaraka aminao
(Ouuu ...) tononkira.serasera.org npprlxc (Ahhh....)
Tsisy intsony izany toloko satria Ianao manjaka ao
(Ouuu...). (Ahhh....)
Miramirana ny saiko mahita izato hatsaranao
(Ahhh...) (Ahhh....)
Ny amiko rehetra ampiasaiko hiderana Anao
Haleloia, haleloia, haleloia ho Anao Jéhovah Ray
Haleloia, haleloia, haleloia ho Anao mandrakizay
N.B: Any @ farany ny "Haleloia" miova ho "Hosana" avy eo miova ho "Dera laza, hery haja, voninahitra"
A/C: imcxrryz RAHARINDRANTO Ny Aina Rova H
©S.A.Mi.Fa V 2025

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : S.A.Mi.Fa V (Saloma FLM Vontovorona)Hits : 600
Likes : 0 Like
Created by : RANYARH114
Date : 03/03/2025 07:25