Misaotra Anao izahay (saholimalala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra anao 'zahay,
Ry Tompo tianay,
Fa mbola nomenao tombon'andro iray
Hahay midera rgegyufg anao.
Ny zavatra ataonay,
Ankinina aminao,
Fa lehibe tokoa ny fitiavanao
Ny mpanomponao.
Hery lehibe tokoa ho anay
Ny mivavaka aminao;
tononkira.serasera.org Koa ampio ny olonao,
'Zay mangataka aminao
feauwyml Ny hjavd fahasoavanao.
Ry Tompo tianay,
Fa mbola nomenao tombon'andro iray
Hahay midera rgegyufg anao.
Ny zavatra ataonay,
Ankinina aminao,
Fa lehibe tokoa ny fitiavanao
Ny mpanomponao.
Hery lehibe tokoa ho anay
Ny mivavaka aminao;
tononkira.serasera.org Koa ampio ny olonao,
'Zay mangataka aminao
feauwyml Ny hjavd fahasoavanao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : saholimalalaVangy : 22627
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : l2arakotovelo
Daty : 22/07/2018 12:03
