Ampidiro aloha ny tenimiafina
Misaotra Anao izahay (saholimalala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra anao 'zahay,
Ry Tompo tianay,
Fa mbola nomenao tombon'andro iray
Hahay midera anao.
Ny zavatra ataonay,
Ankinina tononkira.serasera.org aminao,
Fa lehibe tokoa ny fitiavanao
Ny mpanomponao.
bukjk Hery lehibe tokoa ho ltvhti anay
lrdwb Ny mivavaka aminao;
Koa ampio ny olonao,
'Zay mangataka aminao
Ny fahasoavanao.
Ry Tompo tianay,
Fa mbola nomenao tombon'andro iray
Hahay midera anao.
Ny zavatra ataonay,
Ankinina tononkira.serasera.org aminao,
Fa lehibe tokoa ny fitiavanao
Ny mpanomponao.
bukjk Hery lehibe tokoa ho ltvhti anay
lrdwb Ny mivavaka aminao;
Koa ampio ny olonao,
'Zay mangataka aminao
Ny fahasoavanao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : saholimalalaHits : 23289
Likes : 0 Like
Created by : l2arakotovelo
Date : 22/07/2018 12:03
