REVY MILAY (Sahedena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REVY MILAY
Tsaroako tsara fahiny izay
ra mbola zaza tokana iray
ny revy rehetra voarara avokoa
any sisa.... ny manidry fo!!!!
fa tsy afaka cmcgyfhp mivoka eh, dia mihaina rock eh!
mamita ny entimondy avy eo X 2
REVY MILAY...... REVY MILAY......
Niombo taona taty afara
nianatranatra nifoaka tononkira.serasera.org sigara
ny ditra szeb rehetra natao avokoa
nisetrasetra...... sy mafy loha
Dia niaraka nivoka eh NISOTRO TÔka eh! gfhly
niaraka nanala azy avy eo!!!! X2
REVY MILAy....... REVY MILAY......
SAHEDENA 2009 ....Pouny, Dayo,Ra-el,Andrianina

--------
Rohy: