Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tiako loatra (Rossignol)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref.: (2fois)
Tiko loatra Ianao Jeso o!
Satria efa nitia ahy taloha
1-Nandao ny lanitra Ianao
Ka nidina tety
Nafoinao eqdjlios ny seza fiandriananao
Ny laza voninahitra
Harena ihany koa
Tsy nataonao ho ambony noho izaho
2-Tsy ho voavaliko tononkira.serasera.org Jeso
Raha ny soa nataonao
Eny Tompo, dufs tsy ho voavaliko
Fa aimgo ny hany mba voadiko
Dia ny hanompo Anao
Hanao izay rehetra sitrakao.
T&F: Chef Pascal
Tiko loatra Ianao Jeso o!
Satria efa nitia ahy taloha
1-Nandao ny lanitra Ianao
Ka nidina tety
Nafoinao eqdjlios ny seza fiandriananao
Ny laza voninahitra
Harena ihany koa
Tsy nataonao ho ambony noho izaho
2-Tsy ho voavaliko tononkira.serasera.org Jeso
Raha ny soa nataonao
Eny Tompo, dufs tsy ho voavaliko
Fa aimgo ny hany mba voadiko
Dia ny hanompo Anao
Hanao izay rehetra sitrakao.
T&F: Chef Pascal
--------
Rohy:
