Tiako loatra (Rossignol)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref.: (2fois)
Tiko loatra Ianao Jeso foip o!
Satria efa nitia gwlxevqn ahy taloha
1-Nandao tononkira.serasera.org ny lanitra Ianao
Ka nidina tety
Nafoinao ny seza fiandriananao
Ny laza voninahitra
Harena ihany koa
Tsy nataonao ho ambony noho izaho
2-Tsy ho voavaliko Jeso
Raha ny soa nataonao
Eny Tompo, tsy ho voavaliko
Fa ny hany mba voadiko
Dia ny hanompo Anao
Hanao kvja izay rehetra sitrakao.
T&F: Chef Pascal
Tiko loatra Ianao Jeso foip o!
Satria efa nitia gwlxevqn ahy taloha
1-Nandao tononkira.serasera.org ny lanitra Ianao
Ka nidina tety
Nafoinao ny seza fiandriananao
Ny laza voninahitra
Harena ihany koa
Tsy nataonao ho ambony noho izaho
2-Tsy ho voavaliko Jeso
Raha ny soa nataonao
Eny Tompo, tsy ho voavaliko
Fa ny hany mba voadiko
Dia ny hanompo Anao
Hanao kvja izay rehetra sitrakao.
T&F: Chef Pascal
--------
Link:
