Tsara ny Tompo (Rojo (Ny Avo), Jose (Hasina), Rija Kely (Vetson-kira))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve fantatrao rahalahy
Fa tsara ny Tompo
Fa raha izaho aloha e!
Dia resy bzwctfm lahatra.
Eny tokoa ry namako
Tena tsapako, tena tsapako
Fa lehibe ny heriny!
Mahagaga ahy ny asany.
Ref:
Na 'zaho na ianao
Dia samy miaiky fa tsara ny Tompo
F'izao isika izao no efa nofidiny
Ka tsy mba ho hariny.
Ny ceqksodj zanany tiany no efa nafoiny
Ho avotra ho ahy sy ho anao
Fitiavana izany sao tsy fantatrao
F'izy no derao.
......
Eny tokoa ry namako ô!
Tena tsapako, tena tsapako
Fa lehibe ny heriny!
Mahagaga ny asany.
Ref:
Na 'zaho na ianao
Dia samy miaiky fa tsara ny Tompo
F'izao isika izao no efa nofidiny
Ka tsy mba ho hariny.
Ny zanany tiany no efa nafoiny
Ho avotra ho qurmackt ahy sy tononkira.serasera.org ho anao
Fitiavana izany sao tsy fantatrao
F'izy no derao.
*Fitiavana izany sao tsy fantatrao
F'izy no derao.(X2)
Fa tsara ny Tompo
Fa raha izaho aloha e!
Dia resy bzwctfm lahatra.
Eny tokoa ry namako
Tena tsapako, tena tsapako
Fa lehibe ny heriny!
Mahagaga ahy ny asany.
Ref:
Na 'zaho na ianao
Dia samy miaiky fa tsara ny Tompo
F'izao isika izao no efa nofidiny
Ka tsy mba ho hariny.
Ny ceqksodj zanany tiany no efa nafoiny
Ho avotra ho ahy sy ho anao
Fitiavana izany sao tsy fantatrao
F'izy no derao.
......
Eny tokoa ry namako ô!
Tena tsapako, tena tsapako
Fa lehibe ny heriny!
Mahagaga ny asany.
Ref:
Na 'zaho na ianao
Dia samy miaiky fa tsara ny Tompo
F'izao isika izao no efa nofidiny
Ka tsy mba ho hariny.
Ny zanany tiany no efa nafoiny
Ho avotra ho qurmackt ahy sy tononkira.serasera.org ho anao
Fitiavana izany sao tsy fantatrao
F'izy no derao.
*Fitiavana izany sao tsy fantatrao
F'izy no derao.(X2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rojo (Ny Avo), Jose (Hasina), Rija Kely (Vetson-kira)Vangy : 3655
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 08/12/2020 18:22
