Tsara ny Tompo (Rojo (Ny Avo), Jose (Hasina), Rija Kely (Vetson-kira))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve fantatrao rahalahy
Fa tsara ny Tompo
Fa raha izaho aloha e!
Dia resy lahatra.

Eny tokoa ry namako
Tena tsapako, tena tsapako
Fa lehibe ny heriny!
Mahagaga ahy ny asany.

Ref:
Na 'zaho na ianao
Dia samy miaiky fa tsara ny Tompo
F'izao isika izao no efa nofidiny
Ka tsy mba ho hariny.

Ny zanany tiany no efa nafoiny
Ho avotra ho ahy sy ho anao
Fitiavana izany sao tsy fantatrao
F'izy no derao.

......

Eny tokoa ry namako ô!
Tena tsapako, tena tsapako
Fa lehibe ny heriny!
Mahagaga ny asany.

Ref:
Na 'zaho na ianao
Dia samy miaiky fa tsara ny Tompo
F'izao isika izao no efa nofidiny
Ka tsy mba ho hariny.

Ny zanany tiany no efa nafoiny
Ho avotra ho ahy sy ho anao
Fitiavana izany sao tsy fantatrao
F'izy no derao.

*Fitiavana izany sao tsy fantatrao
F'izy no derao.(X2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rojo (Ny Avo), Jose (Hasina), Rija Kely (Vetson-kira)
Hits : 1892
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 08/12/2020 18:22
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1303