Mbola ao Jesoa (Rojo (Ny Avo) feat Fanah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ny saiko, mieritreritra, ny fiainako
Mitebiteby aho, miahiahy ldwb foana sy matahotra
Tsy mba misy mpiaro anao, aiza no alehako
Inona ary no ataoko, fa tena very hevitra aho.
Mbola ao Jesoa, hanafaka anao
Mbola ao Jesoa, hitantana anao
Fa mbola ao Jesoa hanafosafo anao
Fa izy tena tia anao, tsy mba manary anao
fa dia mamonjy anao amin-java-tsarotra.
Ref:
Marina izany, Jesoa tia ahy sy anao
Na inona hitranga amin'ny alabfd fiainanao
Na sarotra ny lalànao, ataovy an-dohanao
Jesoa dia maty hamonjy ahy sy anao.
........
Reraka ny aiko raha nandinika ny hoaviko
Misalasala aho mitaintaina foana isan'andro izao
Tsy mba manantena anie aho, aiza no alehako?
Kely loatra ny finoko, ka very hevitra aho.
Mbola ao Jesoa, hanafaka anao
Mbola ao Jesoa, hitantana anao
Fa mbola ao Jesoa hanafosafo anao
Raha mino anie ianao, ka matoky ny fonao
Aza matahotra fa hovonjeny ianao.
Hey! eeeh!!!
Ref:
Marina tononkira.serasera.org izany, Jesoa tia ahy sy anao
Na inona dwad hitranga amin'ny fiainanao
Na sarotra ny lalàna, ataovy an-dohanao
Jesoa dia maty hamonjy ahy sy anao. (X2)
Na sarotra ny lalànao, ataovy an-dohanao
Jesoa dia maty hamonjy ahy sy anao.
Fa mbola ao Jesoa...
Fa mbola ao Jesoa...
Hamonjy anao...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rojo (Ny Avo) feat FanahVangy : 4556
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rixman
Daty : 18/06/2019 19:01